Asan’ny Apostoly 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Izany lehilahy izany no nitondra azy ireo niala+ tany Ejipta,+ sady nanao fahagagana* sy famantarana maro tany, sy teo amin’ny Ranomasina Mena,+ ary tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona.+
36 Izany lehilahy izany no nitondra azy ireo niala+ tany Ejipta,+ sady nanao fahagagana* sy famantarana maro tany, sy teo amin’ny Ranomasina Mena,+ ary tany an-tany efitra nandritra ny 40 taona.+