Eksodosy 28:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Anamboary akanjo lava sy fehikibo lamba ary fehiloha tsara tarehy koa ireo zanakalahin’i Arona,+ mba hanomezana voninahitra azy.+ Levitikosy 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nasain’i Mosesy nanatona ireo zanakalahin’i Arona ka nampanaoviny akanjo lava sy fehikibo lamba. Ary nataony* teo amin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.
40 “Anamboary akanjo lava sy fehikibo lamba ary fehiloha tsara tarehy koa ireo zanakalahin’i Arona,+ mba hanomezana voninahitra azy.+
13 Dia nasain’i Mosesy nanatona ireo zanakalahin’i Arona ka nampanaoviny akanjo lava sy fehikibo lamba. Ary nataony* teo amin’ny lohan’izy ireo ny fehiloha,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.