-
Levitikosy 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “‘Izao kosa no lalàna momba ny sorona iombonana+ azon’ny olona atolotra ho an’i Jehovah:
-
-
Levitikosy 7:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hakana iray avy ireo karazana mofo ireo, ka hatolotra ho anjara masina ho an’i Jehovah. Dia ho an’ilay mpisorona mamafy ny ran’ny sorona iombonana izany.+
-