-
Eksodosy 25:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Eo aho no hiseho aminao. Dia hiteny aminao eo ambonin’ny saron’ilay Vata aho.+ Eo anelanelan’ireo kerobima roa, eo ambonin’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona, no hampahafantariko anao ny didy rehetra hampitainao amin’ny Israelita.
-
-
Levitikosy 1:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
1 Ary niantso an’i Mosesy i Jehovah, ka niteny taminy avy tao amin’ny tranolay fihaonana+ hoe:
-