Eksodosy 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia hoy i Jehovah tamin’i Arona: “Mandehana any an-tany efitra ka tsenao i Mosesy.”+ Nandeha àry izy dia nihaona tamin’i Mosesy teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra,+ ka niarahaba sady nanoroka azy.
27 Dia hoy i Jehovah tamin’i Arona: “Mandehana any an-tany efitra ka tsenao i Mosesy.”+ Nandeha àry izy dia nihaona tamin’i Mosesy teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra,+ ka niarahaba sady nanoroka azy.