FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Izao no halainy avy amin’ny vahoakan’Israely:+ Osilahy kely roa ho fanatitra noho ny ota, sy ondrilahy iray ho fanatitra dorana.

      6 “Dia hatolotr’i Arona ilay omby hatao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany. Ary handrakotra ny fahotan’ny tenany+ sy ny an’ny ankohonany* izy.

  • Levitikosy 16:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Dia hivoaka avy ao izy ka hankeo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah, ary handrakotra ny fahotan’izy io. Hakany ny ran’ilay omby sy ny ran’ilay osilahy, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara eo amin’ny zorony efatra. 19 Ary hafafiny impito eo ambony alitara, amin’ny rantsantanany iray, ny ra sasany. Dia hodioviny sy hohamasininy ilay alitara mba ho afaka amin’ny fahalotoana vokatry ny nataon’ny Israelita.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara