-
Eksodosy 40:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia napetrany teo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara ny kovetabe, ary nasiany rano tao anatiny mba hisasana.+ 31 Dia nanasa ny tanany sy ny tongony tamin’ilay rano i Mosesy, ary Arona sy ny zanany lahy.
-