9 Alaivo avy eo ny menaka masina fanosorana,+ ka hosory ny tranolay sy ny zava-drehetra ao anatiny.+ Dia hamasino ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy, mba ho masina ilay tranolay.
7Rehefa voatsangan’i Mosesy ny tranolay masina,+ dia nohosorany+ sy nohamasininy tamin’iny andro iny ihany ilay tranolay sy ny kojakojany rehetra, ary ny alitara sy ny fitaovany rehetra.+ Rehefa avy nohosorany sy nohamasininy ireny,+