-
Eksodosy 29:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Hataonao mandritra ny fito andro ny fandrakofam-pahotana ho an’ny alitara, ary hamasino izy io mba ho tena masina.+ Tokony ho masina izay olona mikasika ny alitara.
-