FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Makà vato oniksa roa,+ dia ataovy sokitra eo amin’ireo ny anaran’ny zanakalahin’i Israely,+ 10 ka ho eo amin’ny vato iray ny anaran’ny enina, ary ho eo amin’ilay vato iray kosa ny enina ambiny. Ary alaharo arakara-jokiny izany. 11 Mpanao asa sokitra amin’ny vato no hanoratra ny anaran’ny zanakalahin’i Israely eo amin’ireo vato roa ireo, ka hataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.+ Dia ataovy ao anaty tranotranony volamena ireo vato ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara