Eksodosy 30:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia manamboara menaka masina fanosorana avy amin’ireo. Tokony hafangaro tsara* ireo rehetra ireo.+ Ho menaka masina fanosorana izany. Eksodosy 30:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia amboary ho emboka manitra izany.+ Tokony hafangaro tsara* ireo zava-manitra ireo, ary hasiana sira+ mba hadio sy ho masina. Eksodosy 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Namboariny koa ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra tsy misy fangarony,+ dia samy nafangarony tsara ireo.*
25 Dia manamboara menaka masina fanosorana avy amin’ireo. Tokony hafangaro tsara* ireo rehetra ireo.+ Ho menaka masina fanosorana izany.
35 Dia amboary ho emboka manitra izany.+ Tokony hafangaro tsara* ireo zava-manitra ireo, ary hasiana sira+ mba hadio sy ho masina.
29 Namboariny koa ny menaka masina fanosorana+ sy ny emboka manitra tsy misy fangarony,+ dia samy nafangarony tsara ireo.*