Eksodosy 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nehemia 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao sarivongana* zanak’omby ry zareo, ka nilaza hoe: ‘Io ny Andriamanitsika, ilay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta!’+ Tena tsy nanisy vidiny anao izy ireo. Salamo 106:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanamboatra zanak’omby izy ireo tao Horeba,Ary niankohoka teo anoloan’ny sarivongana metaly;*+20 Ny voninahitro dia natakalonySarin’omby mpihinana ahitra.+
18 Nanao sarivongana* zanak’omby ry zareo, ka nilaza hoe: ‘Io ny Andriamanitsika, ilay nitondra antsika niakatra avy tany Ejipta!’+ Tena tsy nanisy vidiny anao izy ireo.
19 Nanamboatra zanak’omby izy ireo tao Horeba,Ary niankohoka teo anoloan’ny sarivongana metaly;*+20 Ny voninahitro dia natakalonySarin’omby mpihinana ahitra.+