FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:15-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Tamin’ilay andro niresahan’i Jehovah taminareo avy tao anaty afo, tany Horeba, dia tsy nahita ny endriny ianareo. Koa mitandrema tsara 16 sao manao ratsy ianareo, izany hoe manao sary sokitra ho anareo, na sarin’inona izany na sarin’inona, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy,+ 17 na sarim-biby eto an-tany, na sarim-borona manidina eny amin’ny lanitra,+ 18 na sarim-biby mandady amin’ny tany, na sarin-trondro any anaty rano ambanin’ny tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara