Deoteronomia 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Dia nihodina aho, ka nidina avy teo amin’ilay tendrombohitra mbola nirehitra.+ Teny amin’ny tanako roa ny takela-bato roa misy ny fifanekena.+
15 “Dia nihodina aho, ka nidina avy teo amin’ilay tendrombohitra mbola nirehitra.+ Teny amin’ny tanako roa ny takela-bato roa misy ny fifanekena.+