-
Deoteronomia 9:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nijery aho dia nahita anareo nanota tamin’i Jehovah Andriamanitrareo! Efa nanao zanak’omby tamin’ny metaly* ianareo. Tamin’io sahady ianareo dia efa niala tamin’ilay lalana nasain’i Jehovah narahinareo.+ 17 Nalaiko àry ny takela-bato roa dia natontako avy teny an-tanako, ka novakivakiko teo imasonareo.+
-