FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Tonga dia nalain’i Arona àry ilay izy, araka ny tenin’i Mosesy, ka nihazakazaka nankeny amin’ny fiangonana izy. Dia io tokoa fa efa nanomboka namely ny vahoaka ny loza. Koa nasiany emboka manitra teo ambonin’ilay fitondrana afo, ka nandrakotra ny fahotan’ny vahoaka izy.

  • Nomery 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nankany amin’i Mosesy àry ny vahoaka ka niteny hoe: “Efa nanota izahay, satria nanome tsiny anao sy Jehovah.+ Aleo re ianao mba mifona amin’i Jehovah ho anay e! Dia mba hesoriny any ireo bibilava ireo.” Ary nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy.+

  • Deoteronomia 9:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Niankohoka teo anatrehan’i Jehovah 40 andro sy 40 alina aho avy eo, hoatran’ilay tamin’ny voalohany ihany. Tsy nihinan-kanina aho tamin’izay na nisotro rano,+ noho ny fahotana rehetra nataonareo. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah mantsy ianareo, ka nampahatezitra azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara