-
Eksodosy 17:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Niteny tamin’i Josoa+ àry i Mosesy hoe: “Mifidiana lehilahy eto amintsika, dia mandehana miady amin’ny Amalekita. Hitsangana eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hotazoniko eny an-tanako ny tehin’ilay tena Andriamanitra.”
-