Eksodosy 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Eksodosy 33:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa hoy ny navaliny: “Hampandaloviko eo anatrehanao ny hatsaran-toetrako rehetra, ary holazaiko aminao ilay anarako hoe Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay tiako hankasitrahana aho, ary hamindra fo amin’izay tiako hamindrana fo.”+
19 Fa hoy ny navaliny: “Hampandaloviko eo anatrehanao ny hatsaran-toetrako rehetra, ary holazaiko aminao ilay anarako hoe Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay tiako hankasitrahana aho, ary hamindra fo amin’izay tiako hamindrana fo.”+