16 Rehefa nitraka i Davida, dia nahita an’ilay anjelin’i Jehovah nijoro teo anelanelan’ny tany sy ny lanitra, sady nitana sabatra+ nanondro an’i Jerosalema, dia sabatra voatsoaka tao anaty tranony. Tonga dia niankohoka tamin’ny tany+ i Davida sy ny anti-panahy, izay samy niakanjo gony.+