Eksodosy 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nalaky niala tamin’ny lalana nasaiko nalehany izy ireo.+ Nanao sarivongana* zanak’omby izy, ary miankohoka eo anatrehany sy manao sorona ho azy, sady miteny hoe: ‘Ry Israely ô! Io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.’” Levitikosy 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza manaraka an’ireo andriamanitra tsy misy dikany,+ na manao andriamanitra vita amin’ny metaly narendrika.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
8 Nalaky niala tamin’ny lalana nasaiko nalehany izy ireo.+ Nanao sarivongana* zanak’omby izy, ary miankohoka eo anatrehany sy manao sorona ho azy, sady miteny hoe: ‘Ry Israely ô! Io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.’”
4 Aza manaraka an’ireo andriamanitra tsy misy dikany,+ na manao andriamanitra vita amin’ny metaly narendrika.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.