Levitikosy 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+
6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+