Eksodosy 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Henoy tsara izay didy omeko anareo anio.+ Horoahiko tsy ho eo anatrehanareo ny Amorita, ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+
11 “Henoy tsara izay didy omeko anareo anio.+ Horoahiko tsy ho eo anatrehanareo ny Amorita, ny Kananita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+