- 
	                        
            
            Eksodosy 23:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
18 “Aza ampiarahina amin-javatra misy lalivay ny ran’ny sorona atolotra ho ahy. Ary aza tehirizina mandra-paharainan’ny andro ny tavin’ny fanatitra atolotrao, rehefa manao fety ho ahy.
 
 -