-
Eksodosy 31:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tandremo ny Sabata, satria masina aminareo izany.+ Na iza na iza manazimbazimba azy io dia hovonoina ho faty. Ary raha misy olona miasa amin’io andro io, dia haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy.+ 15 Enina andro no azo iasana, fa sabata fitsaharana tanteraka kosa ny andro fahafito.+ Masina amin’i Jehovah ny Sabata, ka tsy maintsy hovonoina ho faty izay miasa amin’io andro io.
-