FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:2-7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ilazao ny vahoakan’Israely mba hitondra fanomezana ho ahy. Avy amin’ny olona rehetra atosiky ny fony no handraisanareo an’izany fanomezana izany.+ 3 Izao no fanomezana horaisinareo avy amin’izy ireo: Volamena,+ volafotsy,+ varahina,+ 4 kofehy manga, volonondry volomparasy,* kofehy mena midorehitra,* kofehy rongony tena tsara, volon’osy, 5 hoditr’ondrilahy nolokoana mena, hoditra faoky,* hazo akasia,+ 6 menaka ho an’ny jiro,+ balsama hatao amin’ny menaka masina fanosorana+ sy amin’ny emboka manitra,+ 7 vato oniksa, ary vato hafa hapetaka amin’ny efoda+ sy ny saron-tratra.+

  • Eksodosy 35:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa izay lehilahy sy vehivavy natosiky ny fony, dia nitondra zavatra hanaovana ny asa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy hoe tokony hatao. Nitondra an’izany ho fanatitra an-tsitrapo ho an’i Jehovah ny Israelita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara