Eksodosy 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Manamboara alitara handoroana emboka manitra,+ ka hazo akasia no hanaovanao azy.+ Eksodosy 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Eksodosy 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia ataovy eo anoloan’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny alitara volamena ho an’ny emboka manitra,+ ary apetaho eo amin’ny toerany ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay.+
5 Dia ataovy eo anoloan’ilay Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona ny alitara volamena ho an’ny emboka manitra,+ ary apetaho eo amin’ny toerany ny lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay.+