-
Eksodosy 22:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Raha mametraka vola na zavatra any amin’ny namany ny olona iray, ka misy mangalatra ao an-tranon’ilay namany izany, dia tokony hanome onitra avo roa heny ilay mpangalatra raha tratra.+
-