Eksodosy 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary manamboara fitaovana ho an’ny alitara: Siny fasiana lavenona,* lapelina, vilia baolina, fitrebika,* ary fitondrana afo. Varahina no hanaovana an’ireo rehetra ireo.+ Levitikosy 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hesoriny ny takorobabony sy ny volony ka hatsipiny eo akaikin’ny alitara, eo atsinanana, eo amin’ny fasiana lavenona.*+
3 Ary manamboara fitaovana ho an’ny alitara: Siny fasiana lavenona,* lapelina, vilia baolina, fitrebika,* ary fitondrana afo. Varahina no hanaovana an’ireo rehetra ireo.+
16 Hesoriny ny takorobabony sy ny volony ka hatsipiny eo akaikin’ny alitara, eo atsinanana, eo amin’ny fasiana lavenona.*+