Eksodosy 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hanosotra an’i Arona+ sy ny zanany lahy+ ianao ka hanamasina azy ireo, mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+ Hebreo 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Alaina avy amin’ny olona ny mpisoronabe, ary tendrena hanompo an’Andriamanitra+ mba hahasoa ny olona. Amin’izay izy ho afaka hanolotra fanomezana sy sorona noho ny ota.+
30 Dia hanosotra an’i Arona+ sy ny zanany lahy+ ianao ka hanamasina azy ireo, mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+
5 Alaina avy amin’ny olona ny mpisoronabe, ary tendrena hanompo an’Andriamanitra+ mba hahasoa ny olona. Amin’izay izy ho afaka hanolotra fanomezana sy sorona noho ny ota.+