FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Hakan’ilay mpisorona voahosotra+ avy eo ny ran’ilay omby, ka hoentiny ao amin’ny tranolay fihaonana.

  • Levitikosy 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Sady tsy nentina tao amin’ny toerana masina ny rany.+ Tena tokony ho nohaninareo tao amin’ny toerana masina mihitsy iny fanatitra iny, araka ny didy nomena ahy.”

  • Levitikosy 16:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “Ary hoentina any ivelan’ny toby ilay omby sy ilay osilahy izay samy natao fanatitra noho ny ota, rehefa avy nentina tao amin’ny toerana masina ny ran’izy ireo mba handrakofam-pahotana. Ary hodorana amin’ny afo ny hodiny sy ny henany ary ny tainy.+

  • Hebreo 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa rehefa avy nentin’ny mpisoronabe tao amin’ny toerana masina ny ran’ny biby mba hatao fanatitra noho ny ota, dia dorana any ivelan’ny toby+ ny fatiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara