-
Eksodosy 29:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa ny henan’ilay omby sy ny hodiny ary ny tainy kosa dia hodoranao any ivelan’ny toby. Fanatitra noho ny ota ilay ombilahy.
-
-
Levitikosy 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hendahana ny hoditr’ilay fanatitra dorana. Ary hotetitetehina ilay fanatitra avy eo.+
-