Levitikosy 22:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Raha manao sorona biby ianareo ho sorona fisaorana ho an’i Jehovah,+ dia ataovy mba hahazoana sitraka aminy izany. 30 Tokony hohanina ny androtr’iny izany, fa tsy hamelana mandra-paharainan’ny andro.+ Izaho no Jehovah.
29 “Raha manao sorona biby ianareo ho sorona fisaorana ho an’i Jehovah,+ dia ataovy mba hahazoana sitraka aminy izany. 30 Tokony hohanina ny androtr’iny izany, fa tsy hamelana mandra-paharainan’ny andro.+ Izaho no Jehovah.