5 “‘Raha manolotra sorona iombonana ho an’i Jehovah ianareo,+ dia ataovy araka ny tokony ho izy izany mba hahazoanareo sitraka aminy.+ 6 Tokony hohanina amin’ny andro anaovanareo an’ilay sorona sy ny ampitson’iny ilay izy. Tokony hodorana kosa izay sisa tavela amin’ny andro fahatelo.+