-
Levitikosy 19:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Fa raha hohanina ilay sisa tavela amin’ny andro fahatelo, dia ho zava-maharikoriko izany ka tsy hankasitrahana. 8 Hizaka ny vokatry ny fahadisoany ilay nihinana satria nozimbazimbainy ny zava-masin’i Jehovah, ka haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy.
-