-
Nomery 19:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “‘Haringana tsy ho anisan’ny fiangonana anefa izay olona maloto ka tsy manadio ny vatany.+ Nandoto ny toerana masin’i Jehovah mantsy izy. Tsy nofafazana rano fanadiovana izy ka maloto.
-