Levitikosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ilazao ny Israelita* hoe: ‘Raha misy aminareo te hanolotra biby fiompy ho fanatitra ho an’i Jehovah, dia omby na ondry na osy aterina.+
2 “Ilazao ny Israelita* hoe: ‘Raha misy aminareo te hanolotra biby fiompy ho fanatitra ho an’i Jehovah, dia omby na ondry na osy aterina.+