- 
	                        
            
            Eksodosy 39:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
27 Ary ireto avy no namboarin’izy ireo ho an’i Arona sy ny zanany lahy: Akanjo lava nataon’ny mpanenona tamin’ny rongony tena tsara;+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Eksodosy 39:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
29 fehikibo lamba, izay notenomina tamin’ny kofehy rongony miolana tsara, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, ary kofehy mena midorehitra, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.
 
 -