Eksodosy 29:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia akao ny ra eo ambony alitara sy ny menaka masina fanosorana,+ ka afafazo amin’i Arona sy ny akanjony, ary amin’ireo zanany sy ny akanjon’izy ireo. Amin’izay dia ho masina i Arona sy ny akanjony, ary koa ny zanany sy ny akanjon’izy ireo.+
21 Dia akao ny ra eo ambony alitara sy ny menaka masina fanosorana,+ ka afafazo amin’i Arona sy ny akanjony, ary amin’ireo zanany sy ny akanjon’izy ireo. Amin’izay dia ho masina i Arona sy ny akanjony, ary koa ny zanany sy ny akanjon’izy ireo.+