-
Eksodosy 29:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Hanolotra ombilahy atao fanatitra noho ny ota ianao isan’andro ho fandrakofam-pahotana. Ary diovy ho afaka amin’ny ota ny alitara ka manaova fandrakofam-pahotana ho azy io, ary hosory menaka izy io mba ho masina.+
-