Eksodosy 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy. 1 Tantara 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Maty talohan-drainy anefa i Nadaba sy Abiho,+ ary samy tsy nitera-dahy. I Eleazara+ sy Itamara kosa mbola mpisorona ihany.
23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy.
2 Maty talohan-drainy anefa i Nadaba sy Abiho,+ ary samy tsy nitera-dahy. I Eleazara+ sy Itamara kosa mbola mpisorona ihany.