-
Nomery 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Mofo boribory avy amin’ny santatry ny varimbazahanareo+ tsy nototoina malemy no ataovy fanomezana. Hoatran’ny ataonareo rehefa manome vokatra avy eny am-pamoloana ihany no hataonareo rehefa manome an’ilay izy.
-
-
2 Tantara 31:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Raha vao nivoaka izany baiko izany, dia nanome voaloham-bokatra be dia be ny Israelita, izany hoe voaloham-bokatra tamin’ny varimbazaha, divay vaovao, menaka,+ tantely, ary tamin’ny vokatra rehetra teny an-tsaha.+ Nitondra ny ampahafolon’ny zava-drehetra nananany koa izy ireo, ary be dia be no nomeny.+
-