-
Levitikosy 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nanatona teo amin’ny alitara avy hatrany i Arona, ka namono ny zanak’omby atao fanatitra noho ny ota, izay natolotra ho an’ny tenany.+
-
-
Levitikosy 9:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia novonoin’i Arona ny fanatitra dorana. Ary nomen’ireo zanany lahy azy ny ra, ka nafafiny teo amin’ny lafiny rehetra amin’ny alitara.+
-