Matio 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanao akanjo volon-drameva sy fehikibo hoditra+ i Jaona. Valala sy tantelidia* no sakafony.+ Marka 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanao akanjo volon-drameva sy fehikibo hoditra i Jaona,+ ary valala sy tantelidia* no fihinany.+