-
Eksodosy 6:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary halaiko ho vahoakako ianareo, ka ho Andriamanitrareo aho.+ Dia ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo.
-
-
Eksodosy 29:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Dia ho fantatr’izy ireo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamaniny, izay nitondra azy nivoaka avy tany Ejipta mba hahafahako honina eo aminy.+ Izaho no Jehovah Andriamaniny.
-