FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Fa raha vorona kosa no ataony fanatitra dorana ho an’i Jehovah, dia domohina na zana-boromailala no hataony fanatitra.+

  • Levitikosy 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Levitikosy 14:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Fa raha mahantra kosa ilay olona ka tsy mahatakatra an’izany, dia haka ondrilahy kely iray ho fanatitra noho ny heloka izy hatao fanatitra ahetsiketsika, mba handrakofana ny fahotany. Dia haka lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha* nafangaro menaka izy, ho fanatitra varimbazaha. Haka menaka iray loga, 22 sy domohina roa na zana-boromailala roa koa izy, araka izay takatry ny volany. Ny vorona iray ho fanatitra noho ny ota, ary ny iray ho fanatitra dorana.+

  • Lioka 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nanolotra fanatitra araka ny voalazan’ny Lalàn’i Jehovah* koa izy ireo, dia “domohina roa na zana-boromailala roa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara