-
Levitikosy 13:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Fa raha fotsy kosa ny tasy eo amin’ny hoditr’ilay olona, ary hoatran’ny hoe tsy mandoaka no fahitany an’ilay izy sady tsy lasa fotsy ny volo eo aminy, dia hatokany toerana fito andro ilay marary.+
-
-
Levitikosy 14:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 dia hivoaka hankeo amin’ny fidirana amin’ilay trano izy. Ary hakatony tanteraka mandritra ny fito andro ilay trano.+
-
-
Nomery 12:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia natokan-toerana fito andro tany ivelan’ny toby i Miriama.+ Ary tsy nifindra lasy ny vahoaka raha tsy efa niverina tao an-toby izy.
-