Levitikosy 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoentin’ilay osilahy ho any amin’ny tany karakaina+ ny fahadisoana rehetra+ nataon’ny Israelita. Dia halefa any an-tany efitra+ ilay osilahy.
22 Ary hoentin’ilay osilahy ho any amin’ny tany karakaina+ ny fahadisoana rehetra+ nataon’ny Israelita. Dia halefa any an-tany efitra+ ilay osilahy.