Levitikosy 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Halain’ny mpisorona ny ondrilahy kely iray, ka hatolony ho fanatitra noho ny heloka,+ miaraka amin’ilay menaka iray loga. Ary hahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah izany.+
12 Halain’ny mpisorona ny ondrilahy kely iray, ka hatolony ho fanatitra noho ny heloka,+ miaraka amin’ilay menaka iray loga. Ary hahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika eo anatrehan’i Jehovah izany.+