-
Levitikosy 13:51Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
51 Rehefa mizaha an’ilay aretina izy amin’ny andro fahafito, ka hitany fa mitatra ilay aretina eo amin’ilay akanjo, na eo amin’ilay kofehy natao tenany na natao fahany, na eo amin’ilay hoditra—na inona na inona ampiasana an’ilay hoditra—dia habokana mampidi-doza izany, ka maloto.+
-