-
Levitikosy 14:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Hasainy hokikisana tsara avy eo ny aty trano rehetra, ary tokony hariana any ivelan’ny tanàna, any amin’ny toerana maloto, ny lalotra sy ny rihitra nesorina.
-